Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
20 février 2018 2 20 /02 /février /2018 03:50
Andry Rajoelina mamaly an'i Jeannot Ramambazafy. ARENA IEM 17.02.2018

ARENA, Ivandry Antananarivo, ny Sabotsy 17 Febroary 2018. Fampanfantarana ny  IEM  (Initiative Émergence Madagascar) amin'ny teny malagasy. Fanontaniana somary tsotsotra no napetrak'i Jeannot Ramambazafy aminy maha olom-pirenena azy fa tsy aminy maha mpana gazety azy. Valiny matotrasy tsara lanja no azony avy amin'i Andry Rajoelina, olom-pirenena ihany koa fa mpamorona ny IEM (Initiative Emergence Madagascar).

Partager cet article
Repost0

commentaires

R
Fanotaniana: Inona ny projet ho an'ny rehetra ka tanterakao ao anaty ny erintaona ?<br /> Valiny endrasana: Projet X no ho tanterahiko ao anaty ny erintaona<br /> Valiny nomena : Ho tanteraiko izay noteneniko
Répondre

De La Vision Aux Actions

  • : Le blog des actions d'Andry RAJOELINA
  • : TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo
  • Contact

Dossiers