TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo
Par Andry TGV
Forum IEM (Initiative pour l’Emergence de Madagascar) voalohany eto Madagasikara, ny 24 sy 25 Mey 2018 ao amin’ny hotely Carlton Anosy, Antananarivo.
Famelabelaran-kevitra ataon’ireo manampahaizana Malagasy sy avy amin’ny Firenena maro samihafa momba ireo tetikasa maro entina ho fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra maro no ho velabelarina amin’izany:
Fanjakana tsara tantana,
Famatsiam-bola,
Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo,
Angovo sy herinaratra,
Harena ankibon’ny tany,sns...
« IEM: Fanatratrarana ny Fahataràn’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara » « IEM: Rattraper le retard de développement de Madagascar »
Eclipse Next 2019 - Hébergé par Overblog




