TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo
Par Jeannot Ramambazafy
Anio 01 janoary 2019,
Pejy vaovao no misokatra ho an'i Madagasikara malalantsika.
Havadintsika ho asa ireo VINA napetraka. Ataontsika toy ny hazo midoroboka ka ny ravina no mihintsana hanara-taona. Fa ny fakany dia hampijoro hatrany sy ho fototra iorenan'ny soa toavina Malagasy.
Efa nandresy ny demokrasia koa tsy hanaiky ho saraham-bazana sy ampirafesina isika ary ho alavirintsika ny fankahalana. Hiray hina isika, handroso fa tsy hihemotra.
Pejy hiarahantsika hanoratra ny tantara vaovao ho an'ity nosy malalantsika ity.
Satria mendrika hanana ho avy tsara sy mamiratra ny vahoaka Malagasy.
Mirary taom-baovao sambatra ho antsika rehetra!
Andry Rajoelina.
...
Aujourd'hui 01 janvier 2019, s'ouvre la page d'un nouveau livre pour notre patrie. Ensemble, nous allons écrire une nouvelle Histoire de Madagascar.
Nous transformerons notre vision en actions.
Tel l'arbre, renouvelons nos feuilles mais gardons nos racines qui sont nos valeurs et nos principes.
La démocratie a gagné. Désormais, ne cédons ni aux divisions, ni aux appels à la haine.
Unissons-nous et avançons ensemble.
Le peuple Malagasy mérite un avenir meilleur.
Meilleurs voeux à tous !
Andry Rajoelina
Eclipse Next 2019 - Hébergé par Overblog
