Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo

Publicité

Les albums photos de l'inauguration du Kianja Makis de Madagascar, par le couple présidentiel, Andry et Mialy Rajoelina

ALBUM 1 ICI

Heu, fa maninona no mbola tsy misy teny malagasy foana ny fahatsiarovana tahak'itony e ? Torak'izany koa ny ao amin'ny Coliseum de Madagascar, dia mbola teny vahiny (frantsay) ihany. Efa 39 taona anie no narodana ny "statue Gallieni" tetsy Ambohijatovo sy ny tsangambaton'i Jeanne d'Arc tetsy amin'ny Kianja Ralaimongo e ! F'angaha tsy ho an'ny vahoaka Malagasy izy ity ? Farafaharatsiny asiana takela-by amin'ny teny malagasy eo akaik'izy ity. Misaotra betsaka. Manahirana koa va raha natao HOPITALY fa tsy "HÔPITAL" ireo hopitaly manara-penitra ? Lasa matahotra ny vahoaka hiditra amin'ireny, nefa tena hopitalim-panjakana tokoa ireo. Tsy hoe tsy fitiavana vazaha velively, fa mba eto amintsika anie isika e ! Sady toa mampandefitra ny tenin-drazana izany. Mba tsy hitenenana hoe manambany ny teny malagasy izay efa mia-very andro aman'alina. Satria, ohatra mibaribary : maninona no tsy natao hoe "Stade Makis" ilay eo amin'ny fidirana ? Misy zavatra mifanipaka be ao... Dia misaotra amin'ny fahatsiarovan-tena e ! - Jeannot Ramambazafy -

ALBUM 2 ICI

ALBUM 3 ICI

ALBUM 4 ICI

ALBUM 5 ICI

PHOTOS : Harilala RANDRIANARISON

 

Publicité
Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article