Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo

Publicité

Andry Rajoelina, 27 Nov. 2018, Ivato. Nanolotra omby vavy be ronona roa

Publicité

Andry Rajoelina, Kandida n°13 teny Ivato. Anisan’ny laharam-pahamehana ho azy ihany koa ny fanosehana ireo tanora hivoatra  amin’ny seha-pihariany. 

Ny 27 Novambra 2018 dia vehivavy tanora iray anisan’ireo nandray anjara tamin’ilay

fifaninana tetikasa  «Fihariana», manana orinasa kely mpanamboatra sakafo vita

 amin’ny ronono toy ny frômazy sy «yaourt », monina eny amin’ny faritra Ivato iny indray no nahazo ny tolon-tànana avy amin’ny Kandidà n°13.

Nanolotra omby vavy be ronono miisa roa ho azy ireo ny Kandidà Andry Rajoelina. Ny tanjona dia ny mba ahafahany mampivelatatra io seha-pihariana io ka ahafahany

mampandroso ny tenany voalohany indrindra, mipaka amin’ny ankohonany sy ny

fianakaviany avy eo ary tonga hatramin’ny fampandrosoana ny firenena. Fanamby napetraky ny Kandidà Andry Rajoelina fa tsy hikely hisoroka izy fa hanampy hatrany hatrany ny vahoaka Malagasy.

Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article