Overblog Tous les blogs Top blogs Politique Tous les blogs Politique
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
MENU

TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo

Publicité

Andry Rajoelina a eu 44 ans le 30 Mai 2018

Andry Rajoelina a eu 44 ans le 30 Mai 2018
Publicité

"Fony mbola zaza aho, dia niteny toy ny zaza, nihevitra toy ny zaza, nisaina toy ny zaza; fa nony olon-dehibe aho dia nialako ny fanahin-jaza...
Ary ankehitriny, ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe indrindra amin'ireo."
I KORINTIANINA 13 : 11-13

Mes chers compatriotes, mes chers amis,

Merci pour vos nombreux messages et vos témoignages d’affection à l’occasion de mon anniversaire.
Cette journée particulière pour moi est aussi l’occasion de partager avec vous l’amour que je porte à notre pays.

Enfant déjà, le petit garçon que j’étais rêvait d’aider mon pays.

En grandissant, j’ai armé mon cœur de courage et, en dépit des obstacles, je n’ai jamais cessé d’y croire. Croire en un avenir meilleur pour Madagascar. Croire qu’avec la foi, rien n’est impossible.
Andry Rajoelina, 30 mai 2018

******************************************
Am-pitiavana no isaorana antsika rehetra noho ny firariantsoa sy ny teny mamy nentinareo ho fanamarihana ny tsingerintaona nahaterahako androany.

Fony mbola ankizy aho, ny nofinofiko dia naniry ny hitondra ny anjara biriky hanampiana ny firenena.
Rehefa nahazo famatorana, dia tsy nilavo lefona hitondra ny hevitra rehetra hampandrosoana ny firenena.

Satria Andriamanitra no miaraka amintsika koa tsy misy mahasakana antsika.

Fa ny Fitiavana no lehibe indrindra

Andry Rajoelina, 30 may 2018

Retour à l'accueil
Partager cet article
Repost0
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
M
Miarahaba anao Président, nomen'Andriamanitra tombon'andro indray. Ho tahiany anie ianao, hahatanteraka ny missions nampanaoviny anao ho an'ity tanindrazana malalantsika ity. <br /> Sarotra ny lalana, satria betsaka ny fahavalo,nefa matokia fa Ilay Andriamanitra Izay nifidy anao miaro sy mitantana anao, tsy irery ianao fa Izy no miteny aminao: <br /> - Tsy efa nandidy anao va Aho? (Andriamanitra io) koa mahereza sy mahatanjaha, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay alehanao. "Josoa 1:9.<br /> - Indro Izaho (Jesosy) momba anareo mandrakariva ambara-pahatonga ny fahataperan'izao tontolo izao. Matio 28:20 b).<br /> Mahereza, Président fa mivavaka ho anao mandrakariva izahay,ary manohana anao
Répondre