TRANSFORMER NOTRE VISION EN ACTIONS. Lancement de cette stratégie du Président Andry Rajoelina, le samedi 6 novembre 2010, au Palais des Sports de Mahamasina à Antananarivo
Tokony ho mailo koa @ ireo izay mitaky fiaraha-mitantana satria io no nanaraotin'ny sasany ka nanaratsy tarehy ny Tetezamita. Raha tafapetraka iny vina iny ary maharesy lahatra dia ho vasoka eo izay mitaky fiaraha-mitantana kanefa mitady zavatra mifanipaka na manimba ilay vina. Samia ho tahin'Atra !